PodParley PodParley

S03E02 - Fiovana

Episode 2 of the Ilay Podcast podcast, hosted by Ilay Podcast - Sambatra RAMANANDRAY - Marina HARAN, titled "S03E02 - Fiovana" was published on January 11, 2025 and runs 32 minutes.

January 11, 2025 ·32m · Ilay Podcast

0:00 / 0:00

Rehefa voalohan'ny taona tahaka izao dia miandrandra fiovana daholo isika. Maniry fiovana, mangetaheta fiovana. Ny fiovana anefa dia miainga amintsika aloha mba hampisy fanovana : Fiovan'ny toetsaina, Fiovan'ny toepo (sentiments), Fiovan'ny vatana - sns "Le changement est la seule constante" Tsy afa-bela amin'ny fiovana isika, fa ny anjarantsika dia ny manova ireo voalaza eo ambony ireo, manova fomba famindra. Tsy afaka handeha tsisy kiraro amin'ny ranomandry, fa anjarantsika no manao kiraro mafana. Tsy afaka hanala hetaheta raha tsy mampiditra ny rano ao am-bava, maka ny rano eny an-doharano ... Mila ezaka amintsika tsirairay avy izay fiovana izay, ary misy ireo sakana tsy ahafahantsika manao izany ... Izay indray no lohahevitra horesahantsika ato anatin'ity episode ity. Mihainoa finaritra ary !

Rehefa voalohan'ny taona tahaka izao dia miandrandra fiovana daholo isika. Maniry fiovana, mangetaheta fiovana.

Ny fiovana anefa dia miainga amintsika aloha mba hampisy fanovana :

Fiovan'ny toetsaina, Fiovan'ny toepo (sentiments), Fiovan'ny vatana - sns


"Le changement est la seule constante"

Tsy afa-bela amin'ny fiovana isika, fa ny anjarantsika dia ny manova ireo voalaza eo ambony ireo, manova fomba famindra.

Tsy afaka handeha tsisy kiraro amin'ny ranomandry, fa anjarantsika no manao kiraro mafana.

Tsy afaka hanala hetaheta raha tsy mampiditra ny rano ao am-bava, maka ny rano eny an-doharano ...

Mila ezaka amintsika tsirairay avy izay fiovana izay, ary misy ireo sakana tsy ahafahantsika manao izany ...

Izay indray no lohahevitra horesahantsika ato anatin'ity episode ity. Mihainoa finaritra ary !

Podcast De Ilay Michael Field STEAM Ilay Polat Farkındalık Akademisi Ilay Polat Merhaba sevgili dinleyicilerim!Ben Ilay Polat, uzman diyetisyen ve integratif beslenme ve sağlık koçuyum. İstanbul'da 10 yıl boyunca uzman diyetisyen olarak çalıştıktan sonra, Amerika'da kariyerime devam ediyorum. Hayatım boyunca öğrendiklerimi ve tecrübelerimi sizlerle paylaşmak için buradayım. Farkındalık Akademisi podcast kanalına katılarak, sağlıklı yaşam ve beslenme konularında bilgi dolu bir yolculuğa çıkmaya hazır mısınız?Farkındalık Akademisi podcastinde amacım, sağlıklı yaşam yolculuğunuzda size rehberlik etmek ve motivasyon sağlamaktır. Her bölümde, hem fiziksel hem de zihinsel sağlığınızı destekleyecek bilgiler sunmayı hedefliyorum. Size en güncel ve bilimsel verileri aktarırken, bunları günlük hayatınıza nasıl entegre edebileceğinizi de gösteriyorum.Sorularınızı ve katkılarınızı benimle paylaşabilirsiniz.Sosyal medya hesaplarımdan bana ulaşarak, sağlıklı yaşam topluluğumuza katılabilirsiniz. Birlikte daha sağlıklı Aug 10 Last Night As I Lay There In My Bed Marc Acrich POETRY PODCAST ONLY 5 MINUTES ONE POEM IN AND OUTHit Episodes Please For Older Shows Hey everybody, my book is finally out and its surprisingly fine and well written.So I have been told.I promise you will enjoy it, They are poems on a variety of subjects love, social issues and many more,If you click on the pic of the book cover It gives you a preview of some misc poemsThanks, My book of poemsclick on the title for free poemshttps://www.amazon.com/dp/1726707075/https://www.goodreads.com/book/show/42792878-marc-acrichIf you buy a paperback you are entitled to buy a Kindle book for $3.00 dollars (((Hit episodes)))) -- please click on the pic<a href="https://www.facebook.com/gustavo. Before I Lay Down with MrHealthyLifestyles Before I Lay Down with MrHealthyLifestyles Welcome to the Michael Hank Nowlin podcast, where amazing things happen.
URL copied to clipboard!