PODCAST · science
Ngiah Psy🧠
by Dani FANIRY
💡Ny tsara ho fantatra momban'ny: 🧠psychologie comportementale 🧠Psychologie cognitive 🧠Psychologie Sociale ......... 🎯Ny tanjona: ⬆️ Connaissance ⬆️ Compétence ⬆️ Conscience
-
2
Tsy mendrika anao ve ny fahombiazanao? #Syndrome de l'imposteur
Miarahaba antsika rehetra 👋Tongasoa eto amin’ny podcast Ngiah PsyPodcast iray izay tsy mijanona amin’ny resaka psychologie tsotra…fa miditra lalina amin’ny fomba fiasan’ny ati-doha sy ny manodidina azy Androany, hiresaka zavatra iray tena manjo olona maro isika…indrindra ireo olona manana ambition, miezaka, ary mitombo.👉 Syndrome de l’imposteurManasa anao ihaino finaritra 🥰🎧
-
1
#0Fampafatarana ny Podcast Ngiah Psy
🎙️Ny podcast Ngiah Psy dia podcast iresaka ny fomba fiasan'ny atidoha sy ny manodidina azy rehetra 🧠
No matches for "" in this podcast's transcripts.
No topics indexed yet for this podcast.
Loading reviews...
Loading similar podcasts...