EPISODE · Mar 9, 2014 · 3 MIN
Arabaina
from WISAT · host WISAT
Arabaina Arabaina hianareo izay tonga avy lavitra Arabaina hianareo tonga aty Finanan-dehibe no atolotra ho antsika androany anio Fianana mandrakizay avy amin'i Jesosy Arabaina hianareo izay tonga avy lavitra Arabaina hianareo tonga aty Arabaina hianareo izay avy any an-drefana Arabaina hianareo izay avy any atsimo Arabaina hianareo izay avy any an-tsinanana Arabaina hianareo izay avy any avaratra koa Fahasoavan-dehibe no miposaka amintsika androany anio Zava-dehibe avy amin'i Jesosy Fianana vaovao noho atolotra ho anao 'Zay mino ny teny Ny tenin'i Kristy Finanan-dehibe no atolotra ho antsika androany anio Fianana mandrakizay avy amin'i Jesosy Music [repeat] Fianana vaovao noho atolotra ho anao 'Zay mino ny teny Ny tenin'i Kristy Finanan-dehibe no atolotra ho antsika androany anio Fianana mandrakizay avy amin'i Jesosy
Embed this episode
Ready to play
Arabaina
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.
Similar Podcasts
No similar podcasts found.