EPISODE · May 1, 2014 · 29 MIN
Fiangonana miravoravo amin'ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra
from FPMAAM - Message · host Code Source
Fiangonana miravoravo amin'ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra - Se réjouir d'une joie indescriptible et glorieuse
Embed this episode
What this episode covers
Fiangonana miravoravo amin'ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra Se réjouir d'une joie indescriptible et glorieuse Izay,na dia tsy mbola hitanareo aza,dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza anefa,satria inoanareo,dia iravoravoanareo amin'ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra (1 Petera 1 : 8 ) Manam- pitiavana an'i Jesoa Kristy ;na dia tsy nahita Azy aza ;mino Azy ianareo ,na dia tsy mahita Azy aza ankehitriny :izany no iravoravoanareo amin'ny hafaliana tsy hay lazaina sady be voninahitra (1 Petera 1 : 8 DIEM) Vous l'aimez sans l'avoir vu, vous croyez en lui sans le voir encore, vous réjouissant d'une joie indescriptible et glorieuse ( 1 Pierre 1 : 8) Actes 2 .42 - 47 / 1 Pierre 1 . 3 - 9 / Jean 20 : 19 -31
Ready to play
Fiangonana miravoravo amin'ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.