Skip to content
Akon'i Gasikara podcast artwork

PODCAST · society

Akon'i Gasikara

by Soa i Madagasikara

Podcasts Echos de Madagascar. Paroles des acteurs de la cité et témoignage de la population sur leur vie quotidienne. Akon'i Madagasikara. Tenin'ireo mpisehatra ao amin'ny tanàna sy fijoroana ho vavolomben'ny mponina momban'ny andavanandrom-piainany.

Publisher-supplied feed metadata · PodParley refreshed Jan 5, 2026 · Source feed

Episodes

  1. Didier Ratsiraka : Fampihavanam-pirenena sy fanorenana ny ho avy

    Ao anatin’ity raki-peo ity, Didier Ratsiraka, Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara teo aloha, dia mizara fomba fijery lalina momba ny hoavin’ny firenena. Miverina mijery ny zava-bita nandritra ny fitondrany izy, indrindra ireo tetikasa fototra izay nametraka ny lalana ho an’ny fampandrosoana an’i...

  2. Sefo Fokontany : tokony hofidiana sa hotendrena ? Hevitry ny Depiote Antoine Rajerison

    Ao anatin’ny adihevitra momba ny fanavaozana eto Madagasikara, miverina indray ny resaka momba ny toeran’ny Sefo Fokontany. Amin’ity fizarana ity, Antoine Rajerison, depiote an'i Madagasikara, dia mampitandrina ny amin’ny mety hiverenan’ny hadisoana taloha raha toa ka haverina ny fanendrena Sefo...

  3. Michaël Randrianirina : Antso ho an’ny tanora – Fahatsiarovana 29 Martsa 1947

    Tamin’ny fankalazana ny 29 Martsa 1947 tao Moramanga, Michaël Randrianirina, filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, dia nandefa hafatra mahery vaika ho an’ny tanora malagasy. Miantso ny tanora izy handray andraikitra amin’ny fananganana ny hoavin’ny firenena, ary tsy hanaiky ho...

  4. Tanora malagasy sy politika : antso sy hafatra avy amin’i Hajo Andrianainarivelo

    Amin’ityfandaharana ity, Soa i Madagasikara dia mitondra ampahan’ny kabarin’i Hajo Andrianainarivelo, izay miresaka mivantana amin’ny tanora malagasy. Hafatra mazava no apetrany : ny tanora no ho avin’i Madagasikara, mila miomana sy miofana izy ireo handray andraikitra, ary tsy tokony ho…

    more
  5. Hetsika fambolen-kazo sy politika – inona marina no tanjon’ny Malagasy Miara Miainga ?

    Amin’ity fandaharana ity, Soa i Madagasikara dia mijery akaiky ny hetsika fambolen-kazo nataon’ny antoko Malagasy Miara Miainga (MMM), notarihin’i Andriamatoa Hajo Andrianainarivelo, >Filoha nasionaly ny Antoko. Fa ankoatra ny lafiny tontolo iainana, misy hafatra politika nozarainy tamin'nizany :...

  6. Fitsidihana Ofisialy any Rosia : Fanavaozana sy Fiandohana Vaovao

    Nanao fitsidihana ofisialy tany Rosia ny Filohan’ny Repoblika Michaël Randrianirina, tao anatin’ny fanamafisana sy fanavaozana ny fifandraisana diplomaty efa naharitra 55 taona teo amin’i Madagasikara sy Rosia. Tamin’ny lahateniny voalohany dia nanambara izy fa fotoana hanombohana fiandohana…

    more
  7. Didier Ratsiraka sy ny Vinan’ny Angovo : Bemolanga sy Tsimiroro, Fahafahana Very sa Fotoana Mbola Azo Raisina ?

    Tamin’izany fotoana izany dia efa nisy fandinihana lalina momba ny gisement solika mavesatra ao Bemolanga sy Tsimiroro. Harena voajanahary goavana izay heverina fa afaka mamaly ampy ny filàn’ny firenena amin’ny resaka angovo. Ny vinavina dia ny hananganana toby famokarana herinaratra lehibe...

  8. 31 Desambra 2025 - Ny Lalana Efa Natoron’ny Tanora

    Ao anatin’ity podcast ity dia henontsika ny ampahan’ny lahatenin’ny Filoha Michaël Randrianirina tamin’ny 31 Desambra 2025. Ao anatin’izany kabary izany dia nanamafy izy fa “efa voatrasy ny lalana”. Lalana notarihin’ny tolona sy ny fahasahian’ny tanora izay nijoro sy naneho ny faniriany ho…

    more
  9. Kabary nataon’i Michaël Randrianirina – Toromarika ho an’ny governemanta vaovao

    Tamin’ny 29 oktobra 2025, nandritra ny fananganana ny governemanta voalohany, Michaël Randrianirina dia nanao kabary mazava sy hentitra ho an’ireo minisitra vaovao. Nohamafisiny fa tsy tompon’andraikitra amin’ny tenany ireo mpikambana ao amin’ny governemanta, fa mpanompon’ny vahoaka. Ny vahoaka…

    more
  10. Mikolo : Feon’ny GenZ Tsy Natahotra

    Ao anatin’ity fizarana ity dia hifantoka amin’i Mikolo, mpianatra iray izay lasa endriky ny GenZ nandritra ny hetsika nataon’ny tanora teto Madagasikara. Na teo aza ny fisian’ny hery mitam-piadiana sy ny famoretana mafy, dia nijoro izy, tsy tamin’ny fitaovam-piadiana, fa tamin’ny teny. Teny…

    more
  11. Antson’ny Ray aman-dReny avy any Sambava ho an’ny Tanora : Aza Manaiky ny Tsy Rariny

    Ao anatin’ity fizarana ity dia heno ny antso mafy nataon’ny Ray aman-dReny iray avy any Sambava nandritra ny hetsika nataon’ny GenZ eto Madagasikara. Tsy nanafina hevitra izy, ary tsy nihodinkodina tamin’ny teniny. Manoloana ny famoretana sy ny herisetra nitranga, ary indrindra ny…

    more
  12. GenZ Renim-pianakaviana manohana ny zanany

    Ao anatin’ity fizarana ity dia mitantara renim-pianakaviana iray izay niara-nandeha tamin’ny zanany lahy nandritra ny hetsika nataon’ny GenZ eto Madagasikara. Tsy fijery ivelany fotsiny no nataony, fa tena fanapahan-kevitra lalina. Hoy izy, tsy afaka hijanona ao an-trano intsony raha mahita ny...

  13. Marina daholo ny lazainao Ramatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY

    Ao anatin’ity fizarana ity dia averina jerena ny lahateny nataon’i Ramatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY fony izy mbola tao amin’ny fanoherana. Tamin’izany fotoana izany dia mazava sy hentitra ny teniny, niaro ny zon’ny olom-pirenena haneho hevitra sy haneho tsy fahafaham-po amin’ny alalan’ny hetsika…

    more
  14. Profesora James RATSIMA manamafy ny Fitiavan-tanindrazana

    Ao anatin’ity fizarana ity dia manazava mazava ny Profesora James Ratsima fa tsy tokony ho teny mamy re amin’ny kabary na lahateny ihany ny fitiavan-tanindrazana. Tsy ampy ny miteny hoe “tiako i Madagasikara” raha tsy hita amin’ny fihetsika sy ny safidy andavanandro izany. Resahiny fa ny tena...

  15. Profesora James RATSIMA mametraka fanontaniana

    Fanontaniana mila valiny avy amin'ny fitondrana tarihin'ny Filoha Andry Rajoeliana. Resaka hala-bato amin'ny fifidianana, tsindry hazolena, fandrahonana ny mpiara-monina, ary mangony manokana ny fanodikodinana ny harem-bahoaka.

  16. Mafy ny fiainana ao Mandritsara

    Efa ny Malagasy manerana ny Nosy no mahatsapa fa mafy ny fiainana andavan'andro. Mpitondra Bajaja sy mpandinika ny raharaham-pirenena no milaza ny sationan'ny fahorian'ny vahoaka ao Mandritsara, faritri'i Sofia, izay mahatsapa fa adinon'ny mpitondra. Na izany aza dia miandrandra ny firenenan...

  17. Ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety

    Aiza ho aiza ny fahafahana sy ny fahalalahana misy ho an'ireo mpanao gazety rehefa hamoaka ny vaovao marina eto amintsika. Ny famakafakan'i Hervé RAKOTOZANANY, mpanao gazety sy mpampianatra.

  18. 29 Marsa 1947

    Hatramin'ny fahafantaran'ny Malagasy fa mizaka zo-pirenena frantsay ny Filoha Andry Rajoelina, dia maro ny feo manakiana fa tsy mendrika ny hanamarika ny tsingeri-taona fahatsiarovana ny tolona nataon'ny Malagasy nitaky fahaleovan-tena ny Vazaha (Loharano : KoloTv).

  19. Herisetran'ny mpitandro filaminana

    Herisetran'ny mpitandro filaminana sy fanitsakitsahana ny zon'olombelona. Dinika miaraka @ i Andrianjakamahery Hervé, filohan'ny fikambanan'ny mpianatra Oniversite, sy @ i Ramanamiseta Johary Carol, Mpandrindra nasionaly ONDH (Loharano : KoloTv)

  20. Miakatra ny rano eny ambany tanàna

    Tsy misy fihatsarana ny fiainan'ny mponina eny ambany tanàna rehefa fahavaratra. Miakatra ny rano, mitondra haretina isan-karazany. Hatreto aloha dia tsy mbola ahitana rafi-drasa isorohana izany. Mankony ihany koa ny fitohizan'ny fanotofana tany ataon'ny etsy ambony tanàna (Loharano : KoloTv)

  21. Tsy fahandriampahalemana vokatry ny jiro tapaka

    Tsy milamina ny eny Ankazomanga noho ny fahatapahan'ny jiro matetika. Miaina lavitry ny fahadriampahalemana ny mponina. (Loharano : KoloTv)

  22. Tsy vahaolana ny Jiro Kapoaka

    Naresaka nandritry ny propagandy 2023 ny fizarana jiro eraky ny tanàna. Tsy vahaolana hialana @delestazy io hoy ny mpiara-monina. Nahazo anarana malaza ho Jiro Kapoaka. (Loharano : KoloTv)

  23. Ny Malagasy sy ny kabary Rajoelina

    Hevitry ny Malagasy mikasika ny kabary nataon'i Andry Rajoelina. An'isan'izany ny fizakany zo-pirenena frantsay. Ahoana ny fahitan'ny eny an-dalambe ny kabary fanadiovan-tena nataony. (Loharano : KoloTv)

  24. Profesora James Ratsima mametraka faontaniana

    Amin’izao vanim-potoana manahirana ny firenena izao dia mametraka fanontaniana vitsivitsy ny Profesora James Ratsima, izay miandry valiny avy amin’ny fitondrana. Mikasika ny fanomanana ny fifidianana eto Madagasikara, miavaka ireo fanomezam-boninahitra fotsiny tsy misy atiny. Manao izany…

    more
  25. Profesora Ranjeva sy ny fampianarana

    Manamariva ny Profesora Raymond Ranjeva fa zavadehibe ny fampianarana ny Malagasy. Ilaina io iatrehana ny sy hanatsarana ny hoavin'i Madagasikara (Loharano : Midi Madagasikara)

  26. Profesora Ranjeva : ny toekarena malagasy

    Dinika ataon'i Profesora Raymond Ranjeva mikasika ny toekarena malagasy. Songadiny ahitana fanazavana mahatonga antsika raikitra anaty fahantrana na dia maro aza ireo harena eto @ firenentsika.

  27. Profesora Ranjeva manazava ny fahalementsika Malagasy

    Fanazavan'ny Ray aman-dreny, Profesora Raymond Ranjeva, ny fahalementsika Malagasy, izay antony voalohany manakana antsika hivoatra sy handroso. (Loharano : Midi Madagasikara)

  28. Ny vaovao sy ny mpanao gazety

    Gazety, radio, fahitalavitra ary ankehitriny ny tambazotra sy ny vohikala... ireo fampitam-baovao isan-karazany dia manana toerana lehibe eo amin'ny fiarahamonina sy fahamasinana ny demokrasia. Ahoana ny momba ireo eto Madagasikara ?

  29. Fiboahana sy fiantrekany @ adavan'andro

    Mbola mitohy ihany ny ady amin'ny valanaretina Covid-19. Miverina mihiboka indray ny firenena. Misy fiantrekany amin'ny fiainan'ny tsirairay izany.

  30. Vakisiny Covid-19

    Tonga eto Madagasikara ny vakisiny hiarovana amin'ny valanaretina covid-19. Ahoana ny fandraisan'ny tsirairay izany vaovao izany ?

  31. Fisaorana Malagasy

    Loharano : Kolo Tv

  32. Fananana Iombonana

    Loharano : Kolo Tv 2021

  33. Tratry ny taona vaovao

    Loharano : Kolo Tv 2021

  34. Very ny kolontsaina malagasy

    Loharano : Kolo Tv 2020

  35. Vahaolana @ Rano sy Jiro

    Loharano : Kolo Tv 2020

  36. Mitombo ny lozam-pifamoivozana

    Mitombo ny lozam-pifamoivozana eto Madagasikara. Les accidents de la route à Madagascar sont en augmentation.(Kolo Tv 2020)

  37. Fisokafan'ny làlana aorian'ny fiboahana

    Fisokafan'ny làlana eto Madagasikara aorian'ny fiboahana. Réouverture des routes à Madagascar après le confinement. (Kolo Tv 2020)

  38. Sazy @ Tapim-bava

    Loharano : Kolo TV

  39. Kolonely Richard Ratsimandrava

    Loharano : Tahiry 1972

  40. Jeneraly Gabriel Ramanantsoa

    Loharano : Tahiry 1972

  41. Bekoto Covid-19

    Loharano : TVPlus 2020

  42. Vahoaka Antanifotsy

    Loharano : TVPlus 2020

  43. Manankasy : Gasy Tiako

    Loharano : FB 2020

  44. Dama Valimbabena

    Loharano : Dama Mahaolona 2018

  45. Dama Mpitondra Teny

    Loharano : Dama Mahaolona 2018

  46. Mpivarotra Vohipeno

    Loharano : PFB 2020

  47. Vahoaka Alasora

    Loharano : TVPlus 2020

  48. Zandary RN1

    Loharano : InfoCom SEG

  49. Rado : Fahaleovan-tena (Vahombey)

    Loharano : Rado (Georges Andriamanantena) 1991

Type above to search every episode's transcript for a word or phrase. Matches are scoped to this podcast.

Searching…

We're indexing this podcast's transcripts for the first time — this can take a minute or two. We'll show results as soon as they're ready.

No matches for "" in this podcast's transcripts.

Showing of matches

No topics indexed yet for this podcast.

Loading reviews...

ABOUT THIS SHOW

Podcasts Echos de Madagascar. Paroles des acteurs de la cité et témoignage de la population sur leur vie quotidienne. Akon'i Madagasikara. Tenin'ireo mpisehatra ao amin'ny tanàna sy fijoroana ho vavolomben'ny mponina momban'ny andavanandrom-piainany.

HOSTED BY

Soa i Madagasikara

Frequently Asked Questions

How many episodes does Akon'i Gasikara have?

Akon'i Gasikara currently has 54 episodes available on PodParley. New episodes are automatically indexed when they're published to the podcast feed.

What is Akon'i Gasikara about?

Podcasts Echos de Madagascar. Paroles des acteurs de la cité et témoignage de la population sur leur vie quotidienne. Akon'i Madagasikara. Tenin'ireo mpisehatra ao amin'ny tanàna sy fijoroana ho vavolomben'ny mponina momban'ny andavanandrom-piainany.

How often does Akon'i Gasikara release new episodes?

Akon'i Gasikara has 54 episodes. Check the episode list to see recent publication dates and frequency.

Where can I listen to Akon'i Gasikara?

You can listen to Akon'i Gasikara on PodParley by clicking any episode. We provide an embedded audio player for direct listening, and you can also subscribe via your preferred podcast app using the RSS feed.

Who hosts Akon'i Gasikara?

Akon'i Gasikara is created and hosted by Soa i Madagasikara.
URL copied to clipboard!