PODCAST · religion

3M Publishing

Podcast 3M Publishing - ne maison d’édition au service de la saine doctrine

  1. 4

    Fahamarinana iainana – Lioka 11:4

    Ny fahamarinana ao amin’ny Lioka 11:4 dia ny Toe-panahy mahay mamela heloka. Aza hadinoina fa mbola mitohy hatrany ny fandaharana Fahamarinana iainana izay mandeha amin’ny Radio Vaovao Mahasoa 106.8 MHz isan’andro amin’ny 5:45 ora maraina. Tombony lehibe ho antsika ny fananana izany fandaharana izany izay mitondra fampaherezana avy amin’ny tenin’Andriamanitra. Truth For Life with Alistair […]

  2. 3

    Fahamarinana iainana – Matio 11:28

    Ny Fanasana ambonin’ny fanasana rehetra – Matio 11:28 Isaky ny alakamisy dia arahintsika eto amin’ny pejy ny fandaharana 𝑭𝒂𝒉𝒂𝒎𝒂𝒓𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒂𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂 izay mandeha amin’ny Radio Vaovao Mahasoa 106.8 MHz isan’andro amin’ny 5:45 ora maraina. Mahafaly anay ihany koa ny mampandre antsika fa misokatra ny chaine Youtube https://www.youtube.com/@fahamarinanaiainana1 ho antsika izay tsy afaka maheno ity fandaharana amin’ny onjam-peo ity ka […]

  3. 2

    Fahamarinana iainana – Genesisy 1:1

    Ny Genesisy 1:1 no hojerentsika androany ka ny fahamarinana izay hitantsika ao anatin’izany dia hoe Mpanjakan’ny zava-boahary Andriamanitra! Raha mety ianao dia makà toerana milamina tsara handinika sy hihaino ity fampianarana ity ka rehefa izany dia mivavaha mba ahafahanao miaina izany! Manasa anao hatrany hanaraka mivantana ny fandaharana Fahamarinana iainana ao amin’ny Radio Vaovao Mahasoa 106.8 […]

  4. 1

    Fahamarinana iainana – Intro

    Mifarana ny taona. Manasa anao izahay hanao jery todika kely ny zava-bitanao/niainanao nandritra ity taona ity.Ny fanontaniana tsara apetraka dia hoe: Nitombo ara-panahy ve ianao? Nianaranao sy niainanao ve ny teniNy ary nanatratra ny ohatry ny fahafenoan’i Kristy ve ianao? Te hanampy anao amin’izany izahay ho an’io taona ho avy io, koa izany indrindra ny […]

Type above to search every episode's transcript for a word or phrase. Matches are scoped to this podcast.

Searching…

We're indexing this podcast's transcripts for the first time — this can take a minute or two. We'll show results as soon as they're ready.

No matches for "" in this podcast's transcripts.

Showing of matches

No topics indexed yet for this podcast.

Loading reviews...

ABOUT THIS SHOW

Podcast 3M Publishing - ne maison d’édition au service de la saine doctrine

HOSTED BY

3M Publishing

URL copied to clipboard!