EPISODE · May 9, 2023 · 46 MIN
Audrey Azzar sy Thomas nvh - Vlogger Fiainana sy Mpihira
from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera
Podcast Anay Mitsam - Episode 5 - Audrey Azzar sy Thomas nvh Ahoana tsara ny tantaram-pitiavan'i Audrey sy Thomas? Fast Food ve no tena maha-Amerikanina? Ary dia ratsy taiza tokoa ve ny vazaha? Mazotoa mihaino ny podcast mahavariana nataonay niaraka tamin'i Audrey sy Thomas! Audrey: https://www.youtube.com/c/audreyazzar/ Thomas: https://www.youtube.com/c/thomasnvh SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️ App Taptap Send: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Embed this episode
NOW PLAYING
Audrey Azzar sy Thomas nvh - Vlogger Fiainana sy Mpihira
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.