PODCAST · society
Vazaha Miteny Gasy
by Payton Hansen, Austin Bergera
Tonga soa aty amin'ny podcast anay m'tsam Vazaha Miteny Gasy! Tafiaraka indray izao izahay roa lahy dia raikitra indray ny revy. Handray vahiny isan-karazany izahay m'tsam dia araho tsara ny fandaharana! Milay ianareo e!
Episodes
-
Hasina sy Tiana - Ady Mofo
Podcast Anay Mitsam - Episode 30 Tandremo sao noana ianareo mihaino an'ity androany... Mijery an'ireo karazana mofo izay misy any Madagasikara izahay ary atao apetaka amin'ny lisitra arak'izay hitiavanay azy. Tafiditra ve ny tena tianao? SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy…
more -
Hasina sy Tiana - Misaotra Manohana 😎
Podcast Anay Mitsam - Episode 29 Resadresaka ny androany an! Hasina sy Tiana no miara-mamaky commentaires misimisy any amin'ilay pejy Vazaha Miteny Gasy. Misaotra anareo rehetra izany (na Top Fan, na mbola tsy tonga amin'izany) manaraka anay sy amin'ny fanohanana omenareo anay hatrany. Mafana…
more -
Bondy International - Fambolena Hazo
Podcast Anay Mitsam - Episode 28 - Bondy International Anisan'ny tanjon'i Bondy International dia ny "mamerina ny nosy mena ho nosy maitso". Ilaina amin'ny fahasalaman'ny tontolo iainana ny hazo sy ny zavamaniry. Aoka izany isika hanohana ireto fotodrafitrasa ireto izay miaro ireo hazo eto...
-
Jardin Musical - Choral
Podcast Anay Mitsam - Episode 27 - Jardin Musical Marina ilay hoe "ny hazo tokana tsy mba ala," ary ampiana hoe "ny feo tokana tsy mba choral." Soa ihany anefa fa tsy feo tokana no anatin'ilay choral antsoina hoe Jardin Musical fa tena amboarampeo arabakiteny ao Antananarivo. Ankafizo amin'izay...
-
Kevin Deris - Réalisateur
Podcast Anay Mitsam - Episode 26 - Kevin Deris Ny olon-drehetra dia samy tia sarimihetsika daholo, saingy matetika vitsy no tena mieritretritra momba ny asa ilaina amin'ny famokarana ireo sarimihetsika ireo. Mivahiny amin'ilay podcast androany i Kevin (izay réalisateur na talen'ny sarimihetsika)...
-
Andy Rako - Mpilalao Foot, Mpanefy Firavaka
Podcast Anay Mitsam - Episode 25 - Andy Rako Andy dia lehilahy mahaliana manana lisitry ny traikefa maro loko. Nanomboka nilalao football tamin'ny fahatanorany izy dia nitombo ka lasa mpandraharaha miasa amin'ny resaka firavaka ao anatin'ny "Unchained Paris". Ankafizo amin'izay ilay podcast ary…
more -
Nirian - Mpahandro Malagasy Tanora
Podcast Anay Mitsam - Episode 24 - Nirian Manana talenta be ny Gasy e! Anisan'izany, tena manan-talenta amin’ny mahandro sakafo ny Malagasy. Ny vahintsika anio dia ohatra tsara amin’izany: Nirian. Izy dia chef tanora ary tia mampiseho ny sakafo amboariny amin'ny clip haingana zaraina amin'ny...
-
Tinka - Créateur de Contenu
Podcast Anay Mitsam - Episode 23 - Tinka Fanamarihana: Natao tamin'ny teny Frantsay ity episode iray ity. Tsy mitsaha-mitombo isan-taona ny fidiran’i Madagasikara maneran-tany. Afaka manamarina izany i Tinka (na Tatiana), mpamorona contenu malaza manana mpanaraka maherin'ny 250 mille ao amin'ny...
-
Hypemada - Hetsika Malagasy any France
Podcast Anay Mitsam - Episode 22 - Hypemada Ny Hypemada dia vondrona malaza amin'ny fanomanana hetsika any Frantsa ho an'ny tanora Malagasy. Ireo hetsika ireo dia tsy ny zava-niseho mahazatra amin'ny "kolontsaina malagasy" taloha, fa saingy mitondra ny maha-Malagasy ho an'ny tanora ankehitriny....
-
Denise - Mpihira
Podcast Anay Mitsam - Episode 21 - Denise Mpihira malaza eran-tany i Denise fantatra amin'ny hira mahasarika sy ny lamaody sady miavaka no mahafinaritra. Faly izahay niresaka taminy momba ny mozikany, ny fifandraisany tamin'i Shyn, ary ny zavatra niainany tamin'ny naha-reny azy. Faly koa izahay...
-
Mamy Ranto - Mpanao Sarimihetiska
Podcast Anay Mitsam - Episode 20 - Mamy Ranto Mpanamboatra sarimihetsika izy, mpilalao sarimihetsika, ary ambonin'ny zava-drehetra, mirehareha amin'ny asany izy. Tian'i Mamy Ranto ny sanganasany ary mientanentana amin'ny fandrosoan'ny tontolon'ny sinema malagasy. Ny horonan-tsarimihetsika farany...
-
Antsa sy Antsa - Mpandihy
Podcast Anay Mitsam - Episode 19 - Antsa sy Antsa Ny dihy no tena mitoetra tsara ao anatin'ny kolotsaina malagasy, ary soa ihany fa misy an'i Antsa sy Antsa eo mba manosika an'ilay mandroso foana. Manana toeram-pandihizana izy mivady (izay samy mitondra ny anarana hoe "Antsa") ary mampianatra ny...
-
Eileen Akbaraly - Made for a Woman
Podcast Anay Mitsam - Episode 18 - Eileen Akbaraly Fanamarihana: Ho anareo izay te hianatra teny anglisy (na ho an'izay efa mispeak be), natao tamin'ny teny anglisy ity episode iray ity. "Made for a Woman" dia marika akanjo tsara kalitao natsangan'i Eileen Akbaraly. Malaza eo amin’ny resaka…
more -
Prisca Michelle - Mpanao Makiazy
Podcast Anay Mitsam - Episode 17 - Prisca Michelle Ny makiazy dia lasa tena fiainana andavanandro ho an'ny maro manerana izao tontolo izao. Tsy nampoizin’i Prisca Michelle indray andro any fa ho lasa mpanao makiazy, fa noho ny fahafoizan-tenany sy ny fahaizany, dia nahita fahafahana hanohy ny…
more -
Yaël - Marine Corps (Miaramila)
Podcast Anay Mitsam - Episode 16 - Yael Ny Marine Corps any Etazonia dia fantatra ho iray amin'ireo fikambanana miaramila henjana indrindra eran-tany. Angamba izay no nahasarika an'i Yaël hisoratra anarana handray anjara amin'izany. “Marina” zato isan-jato izy ankehitriny ary iainany avokoa ny...
-
Mirary Fihobiana - Mpihira Sary Miaina
Podcast Anay Mitsam - Episode 15 - Mirary Fihobiana Tianao ve raha adika teny Malagasy ny film Disney ireny? Izany no hita amin'ny pejy Facebook an'i Mirary Fihobiana izay mpandika ireo hira misy amin'ny sary miaina malaza ireny. Mahafinaritra ery mijery sy mihaino ny hira malaza nadika amin'ny...
-
Christian - Mpiseho Télé
Podcast Anay Mitsam - Episode 14 - Christian Raha nijery télé ianao, na indray mandeha, nanditra ny efa roapolo taona lasa izay dia efa hainao tsara ilay Christian resahana androany. Izy no olona efa niasa tamin'ny télé sy radio hatramin'ny mbola kely ka hatramin'izao izy mbola kely io dia mbola...
-
ColombeS Ran - Mpihira
Podcast Anay Mitsam - Episode 13 - ColombeS Ran Miresaka amin'i ColombeS Ran izahay roa lahy androany. Izy no mpihira avy any Madagasikara, sady mandalo any Etazonia izy izao mitady fahafahana mampandroso an'izay maha-mpihira an'azy. Efa nihaona tamin'i Simon Cowell izy (izay mpitsara malaza...
-
Hasina sy Tiana - Vazaha Miteny Gasy
Podcast Anay Mitsam - Episode 12 - Hasina sy Tiana Tafatafa sy resaka ny thème androany! Miara-mamaky commentaires Hasina sy Tiana amin'ity episode iray ity. Tongava ary manala azy miaraka aminay e! SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika...
-
Farahlonewolfe - Mpitondra Moto
Podcast Anay Mitsam - Episode 11 - Farahlonewolfe Sarotra ve ny fiainan'ny vehivavy mahaleo tena any Madagasikara? Ary mety ho vitsy ny vehivavy Malagasy izay afaka miteny hoe anisan'ny fialam-boly tiany ny mitondra moto, fa anisany tsara mihitsy i Farah. Izy no olona tia mandehandeha mitondra…
more -
Toni Rasoamiaramanana - Mpaka Sarin'i Andry Rajoelina
Podcast Anay Mitsam - Episode 10 - Toni Rasoamiaramanana Asa matotra ny miara-miasa amin'ny filoham-pirenena (sao dia ataonao "Dia ahoana Andry é" eo an...). Soa ihany izany fa i Toni Rasoamiaramanana no sahady matotra no tena miasa mafy amin'ny maha-mpaka sary an'azy. Na any Inde izy no maka…
more -
JD Rand - Mpitainga Trottinette Professionnel
Podcast Anay Mitsam - Episode 9 - JD Rand Mafy izany fiainan'ny mpanao sports extrêmes izany fa tsy maintsy miatrika risque be amin'ny fiainana andavanandro. Saingy fitiavana be an'ilay sport koa ilay izy araky ny hevitr'i JD Rand izay mpitainga trottinette professionnel. Resadresaka milamina izy...
-
Marghe - Mpihira sady Mpandresy "The Voice"
Podcast Anay Mitsam - Episode 8 - Marghe Iza no tsy naka an'i Marghe tamin'ny fifaninanana "The Voice" tamin'ny 2021? Tsy nanomboka teo akory ny tantaran'i Marghe fa efa nihira hatry ny ela izy io. Mazotoa mihaino àry ny tantarany efa nisy mozika hatramin'ny fahazazana sy ny hoe manao ahoana…
more -
Geoffrey Gaspard - Malagasy Filmmaker
Podcast Anay Mitsam - Episode 7 - Geoffrey Gaspard Fanamarihana: Ho anareo izay te hianatra teny anglisy (na ho an'izay efa mispeak be), natao tamin'ny teny anglisy ity episode iray ity. Raha resaka sarimihetsika dia efa malaza be Madagasikara, fa saingy tsy misy malagasy na iray aza anatin'ny...
-
Chef Rija sy Vonjy - Spectacle Malagasy
Podcast Anay Mitsam - Episode 6 - Chef Rija sy Vonjy Isaorana manokana daholo ny mpanao hatsikana rehetra izay mitondra tsikitsiky amin'ny fiainana andavanandro. Anisan'izany tsara mihitsy i Chef Rija sy Vonjy izay miaraka amintsika eto androany! Fa chef amin'ny inona izany Chef Rija? Ary efa…
more -
Audrey Azzar sy Thomas nvh - Vlogger Fiainana sy Mpihira
Podcast Anay Mitsam - Episode 5 - Audrey Azzar sy Thomas nvh Ahoana tsara ny tantaram-pitiavan'i Audrey sy Thomas? Fast Food ve no tena maha-Amerikanina? Ary dia ratsy taiza tokoa ve ny vazaha? Mazotoa mihaino ny podcast mahavariana nataonay niaraka tamin'i Audrey sy Thomas! Audrey:...
-
Kala Nap's & C'est du Joely - Mpanao Hatsikana
Podcast Anay Mitsam - Episode 4 - Kala Nap's & C'est du Joely Ny mpanao hatsikana ve izany tena mpanao hatsikana foana na andavanandro ary? Resaka sady mampihomehy no matotra miaraka amin'i Kala Nap's sy Joely momba ny fiainana, ranomandry, ary ny mahafinaritra an'ilay manao video…
more -
Sophie Randria sy Amorkennedy - Modely sy Mpandihy
Podcast Anay Mitsam - Episode 3 - Sophie Randria sy Kennedy Ohatran'ny ahoana izany fiaianana Top Model izany ry Sophie e? Resadresaka kely mikasika ny fiainana, fiaviana, sy ny volombavan'ny Malagasy. Sophie Randria: https://www.instagram.com/sophie_randria/ amorkennedy:...
-
Niu Raza - Mpihira amin'ny gadon-kira maro
Podcast Anay Mitsam - Episode 2 - Niu Raza Tsy ny hiran'i Niu Raza ihany no mahafinaritra be fa mamay koa ny miresaka aminy e! Niu Raza: https://www.facebook.com/niurazamusic/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook:...
-
Tiakaly - Resaka kaly sy fiainana Antananarivo
Podcast Anay Mitsam - Episode 1 - Tiakaly Mba tia kaly daholo ny olombelona fa tsisy maharesy an'i Tiakaly! Tiakaly: https://www.facebook.com/tiakalymg/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: facebook.com/vazahamitenygasy 📸 Instagram:...
-
Teaser
Tonga soa aty amin'ny podcast anay m'tsam Vazaha Miteny Gasy! Tafiaraka indray izao izahay roa lahy dia raikitra indray ny revy. Handray vahiny isan-karazany izahay m'tsam dia araho tsara ny fandaharana! Milay ianareo e!
We're indexing this podcast's transcripts for the first time — this can take a minute or two. We'll show results as soon as they're ready.
No matches for "" in this podcast's transcripts.
No topics indexed yet for this podcast.
Loading reviews...
ABOUT THIS SHOW
Tonga soa aty amin'ny podcast anay m'tsam Vazaha Miteny Gasy! Tafiaraka indray izao izahay roa lahy dia raikitra indray ny revy. Handray vahiny isan-karazany izahay m'tsam dia araho tsara ny fandaharana! Milay ianareo e!
HOSTED BY
Payton Hansen, Austin Bergera
Loading similar podcasts...