Chef Rija sy Vonjy - Spectacle Malagasy episode artwork

EPISODE · May 23, 2023 · 54 MIN

Chef Rija sy Vonjy - Spectacle Malagasy

from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera

Podcast Anay Mitsam - Episode 6 - Chef Rija sy Vonjy Isaorana manokana daholo ny mpanao hatsikana rehetra izay mitondra tsikitsiky amin'ny fiainana andavanandro. Anisan'izany tsara mihitsy i Chef Rija sy Vonjy izay miaraka amintsika eto androany! Fa chef amin'ny inona izany Chef Rija? Ary efa tena hody any Madagasikara marina ve ry Vonjy? Resaka spectacle Malagasy, renin-jaza, ary Allemagne ny androany. Mazotoa mijery sy mihaino ny podcast amin'izay ary! Vonjy: ⁠https://www.facebook.com/profile.php?id=100044693315810 Chef Rija: ⁠https://www.facebook.com/MdmeChocolat SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/

Episode metadata supplied by the publisher feed · Published May 23, 2023

Embed this episode

NOW PLAYING

Chef Rija sy Vonjy - Spectacle Malagasy

0:00 54:26

No transcript for this episode yet

We transcribe on demand. Request one and we'll notify you when it's ready — usually under 10 minutes.

No similar episodes found.

Frequently Asked Questions

How long is this episode of Vazaha Miteny Gasy?

This episode is 54 minutes long.

When was this Vazaha Miteny Gasy episode published?

This episode was published on May 23, 2023.

Can I download this Vazaha Miteny Gasy episode?

Yes. Use the download control on the episode player to save the publisher-provided media file.
URL copied to clipboard!