EPISODE · Aug 16, 2023 · 38 MIN
Christian - Mpiseho Télé
from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera
Podcast Anay Mitsam - Episode 14 - Christian Raha nijery télé ianao, na indray mandeha, nanditra ny efa roapolo taona lasa izay dia efa hainao tsara ilay Christian resahana androany. Izy no olona efa niasa tamin'ny télé sy radio hatramin'ny mbola kely ka hatramin'izao izy mbola kely io dia mbola haintsika tsara foana. Ndao ary isika miditra amin'ny fandaharana fa resaka télé, mopera, sy réseaux sociaux ny androany! Christian: https://www.facebook.com/ChristianRatovonony SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Embed this episode
NOW PLAYING
Christian - Mpiseho Télé
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.