EPISODE · Aug 7, 2023 · 35 MIN
ColombeS Ran - Mpihira
from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera
Podcast Anay Mitsam - Episode 13 - ColombeS Ran Miresaka amin'i ColombeS Ran izahay roa lahy androany. Izy no mpihira avy any Madagasikara, sady mandalo any Etazonia izy izao mitady fahafahana mampandroso an'izay maha-mpihira an'azy. Efa nihaona tamin'i Simon Cowell izy (izay mpitsara malaza amin'ny emission America's Got Talent). Mazotoa mijery sy mihaino ny podcast amin'izay ary! ColombeS Ran: https://www.facebook.com/ColombeSRanmusic/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Embed this episode
NOW PLAYING
ColombeS Ran - Mpihira
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.