EPISODE · Oct 23, 2023 · 51 MIN
Denise - Mpihira
from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera
Podcast Anay Mitsam - Episode 21 - Denise Mpihira malaza eran-tany i Denise fantatra amin'ny hira mahasarika sy ny lamaody sady miavaka no mahafinaritra. Faly izahay niresaka taminy momba ny mozikany, ny fifandraisany tamin'i Shyn, ary ny zavatra niainany tamin'ny naha-reny azy. Faly koa izahay niresaka tamin'azy momba ny tetikasa ho avy. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Denise: https://www.facebook.com/DeniseOfficiel SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Embed this episode
NOW PLAYING
Denise - Mpihira
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.