EPISODE · Sep 22, 2023 · 51 MIN
Eileen Akbaraly - Made for a Woman
from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera
Podcast Anay Mitsam - Episode 18 - Eileen Akbaraly Fanamarihana: Ho anareo izay te hianatra teny anglisy (na ho an'izay efa mispeak be), natao tamin'ny teny anglisy ity episode iray ity. "Made for a Woman" dia marika akanjo tsara kalitao natsangan'i Eileen Akbaraly. Malaza eo amin’ny resaka lamaody ny marika, sady mitondra ireo akora voajanahary avy any Madagasikara manerana izao tontolo izao. Tian'i Eileen ny mitondra ny hakanton'ny Madagasikara eo amin'ny sehatra manerantany. Ankafizo ny podcast androany e! Eileen: https://www.instagram.com/eileen_akbaraly Made for a Woman: https://www.instagram.com/madeforawoman SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Embed this episode
NOW PLAYING
Eileen Akbaraly - Made for a Woman
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.