EPISODE · Jun 24, 2025 · 41 MIN
S1 : Episode # 11 :Ny fifandraisan’ny vola sy ny fitiavana./ La relation entre l'argent et l'amour
from AriraVavy · host Rasoa
MG: Efa nanontany tena ve ianao hoe tena tia ahy tokoa ve ny olon-tiako na ny vadiko sa miaraka amiko fotsiny noho ny fananako enti-manana na vola ? Na koa mifamadika amin’izay? Amin’ity fizarana mbola ao anatin’ny lohahehitra mikasika ny “Vehivavy, Vola, sy Fahefana” ity dia hiresaka indray isika mikasika ny fifandraisan’ny vola sy ny fiarahana na ny fitiavana. Afaka miaraka ve ny “tena fitiavana” sy “ny fitiavana ara-barotra”? Mbola misy ve ny fitiavana tsy misy fepetra ? Ary inona no singa mahatonga ny fitiavana ho mari-pototra sy matanjaka rehefa miditra ao ny resaka vola ? Resaka tokony horesahana satria matetika ny tsy fahampiana vola dia mety manimba ny fifankatiavana. Mazoto mihaino ary o! FR: Vous êtes-vous déjà demandé si votre partenaire ou votre conjoint(e) vous aime vraiment, ou s'il/elle est avec vous uniquement pour vos ressources et votre argent ? Ou l'inverse ?Dans cet épisode, qui s'inscrit toujours dans le thème « Femmes, Argent et Pouvoir », nous discuterons à nouveau de la relation entre l'argent, la vie de couple et l'amour.Le « véritable amour » et l'« amour intéressé » peuvent-ils coexister ? L'amour inconditionnel existe-t-il encore ? Et quels sont les éléments qui rendent l'amour stable et fort lorsque l'argent entre en jeu ?C'est un sujet dont il faut parler, car le manque d'argent peut souvent détruire les relations amoureuses.Bonne écoute !
Embed this episode
Ready to play
S1 : Episode # 11 :Ny fifandraisan’ny vola sy ny fitiavana./ La relation entre l'argent et l'amour
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.
Similar Podcasts
No similar podcasts found.