Episode # 13 : Part 2: Fehiny - Vola, fitiavana, ary fahefana  episode artwork

EPISODE · Jul 15, 2025 · 23 MIN

Episode # 13 : Part 2: Fehiny - Vola, fitiavana, ary fahefana

from AriraVavy · host Rasoa

(Tohiny) Ao amin’ity episode vaovao eto amin’ny Ariravavy ity dia hamarana ny lohahevitre "Vola, Vehivavy ary Fahefana" isika ka hiresaka momba ny fomba ahafahantsika manome fitaovana ho an’ny taranaka mandimby indrindra ny zanatsika vavy mba hananganana harena — tsy harena ara-bola fotsiny, fa harena amin’ny safidy, amin’ny fahefana.Resahina eto ny antony mahatonga ny vehivavy mbola vitsy no manana harena be, ny fanamby ara-tantara sy ara-tsosialy, ary ny zavatra tokony ampianarintsika ny zanatsika vavy ankehitriny: fahaizana mitantam-bola, fahafahana mijery lavitra, fanatokisan-tena, sy fahaizana mamorona.Tonga dia henoy raha te hahita fomba hananganana taranaka vehivavy tsy mitady ho tafavoaka fotsiny, fa tena manana ny hery rehetra entina miatrika ny fiainana. Mihainoa finaritra o!

NOW PLAYING

Episode # 13 : Part 2: Fehiny - Vola, fitiavana, ary fahefana

0:00 23:34

No transcript for this episode yet

We transcribe on demand. Request one and we'll notify you when it's ready — usually under 10 minutes.

No similar episodes found.

No similar podcasts found.

Frequently Asked Questions

How long is this episode of AriraVavy?

This episode is 23 minutes long.

When was this AriraVavy episode published?

This episode was published on July 15, 2025.

What is this episode about?

(Tohiny) Ao amin’ity episode vaovao eto amin’ny Ariravavy ity dia hamarana ny lohahevitre "Vola, Vehivavy ary Fahefana" isika ka hiresaka momba ny fomba ahafahantsika manome fitaovana ho an’ny taranaka mandimby indrindra ny zanatsika vavy mba...

Can I download this AriraVavy episode?

Yes, you can download this episode by clicking the download button on the episode player, or subscribe to the podcast in your preferred podcast app for automatic downloads.
URL copied to clipboard!