S1 : Ep #14 : Ankoatry ny vola : inona no hamaritana ny fahombiazan'ny zanantsika ?/Au-delà de l'argent : qu'est-ce qui définit la réussite de nos enfants ? episode artwork

EPISODE · Jul 29, 2025 · 29 MIN

S1 : Ep #14 : Ankoatry ny vola : inona no hamaritana ny fahombiazan'ny zanantsika ?/Au-delà de l'argent : qu'est-ce qui définit la réussite de nos enfants ?

from AriraVavy · host Rasoa

MG: Amin'ity fizarana voalohany amin'ny lohahevitra vaovao mitondra ny lohateny hoe : “Ankoatry ny vola, inona no hamaritana ny fahombiazan’ny zanantsika?” ity dia horesahana ny famaritan'ny fiarahamonina ny fahombiazana, izay matetika mifototra amin'ny harena ara-materialy sy ny asa. Nahoana isika no tokony hijery ankoatr'ireo lafin-javatra ireo rehefa mamaritra raha tena "nahomby" tokoa ny zanantsika eo amin'ny fiainana?Hiditra lalina amin'ny antony mahatonga ny fifantohana amin'ny vola, ny fahefana, sy ny asa izay  mety hanakana ny zanatsika tsy hahita ny tena fahasambarana sy fahafaham-po eo amin'ny fiainana isika. Fotoana izao hanitarana ny fomba fijerintsika ary hanombohana hamaritra indray ny tena fahombiazana ho an'ny taranaka mandimby. Mazotoa mihaino o! FR : Dans cette première partie de notre nouveau thème intitulé : "Au-delà de l'argent : qu'est-ce qui définit la réussite de nos enfants ?", nous aborderons la définition que donne la société de la réussite, qui est souvent basée sur la richesse matérielle et la carrière professionnelle.Pourquoi devrions-nous regarder au-delà de ces critères pour évaluer si nos enfants ont véritablement "réussi" leur vie ?Nous analyserons en profondeur pourquoi se concentrer sur l'argent, le pouvoir et le travail peut empêcher nos enfants de trouver le vrai bonheur et l'épanouissement dans la vie.Il est temps d'élargir notre vision et de commencer à redéfinir la véritable réussite pour la génération future. Bonne écoute !

Episode metadata supplied by the publisher feed · Published Jul 29, 2025

Embed this episode

Ready to play

S1 : Ep #14 : Ankoatry ny vola : inona no hamaritana ny fahombiazan'ny zanantsika ?/Au-delà de l'argent : qu'est-ce qui définit la réussite de nos enfants ?

0:00 29:47

No transcript for this episode yet

We transcribe on demand. Request one and we'll notify you when it's ready — usually under 10 minutes.

No similar episodes found.

No similar podcasts found.

Frequently Asked Questions

How long is this episode of AriraVavy?

This episode is 29 minutes long.

When was this AriraVavy episode published?

This episode was published on July 29, 2025.

Can I download this AriraVavy episode?

Yes. Use the download control on the episode player to save the publisher-provided media file.
URL copied to clipboard!