Episode # 15 : Izaho ve "feministe" ?  episode artwork

EPISODE · Aug 5, 2025 · 42 MIN

Episode # 15 : Izaho ve "feministe" ?

from AriraVavy · host Rasoa

Amin'ity fizarana manokana ity dia horesahantsika ny antony mahatonga ny vehivavy maro—na dia ireo mino ny fitovian-jon'ny lahy sy ny vavy aza—no misalasala ny miantso ny tenany ho feministe. Hiresaka ny antony mahatonga izay fisalasalana manodidina ny feminisma izay isika, manomboka amin'ny tahotra ny ho very ny maha-vehivavy ka hatramin'ny harerahana amin'ny fanaovana "izao rehetra izao" satria vehivavy. Horesahantsika koa ny hoe nahoana ny hetsika feminista indraindray no toa manery ny vehivavy ho "mafy", na hanilika ny kolontsaina netim-paharazana samihafa.Tsy fanilihana ny feminisma no tanjona eto akory, fa famporisihana antsika hihieritreritra lalindalina kokoa. Na mampiasa ny teny hoe feminista ianao na tsia, ny tena zava-dehibe dia ny soatoavina iainanao sy ny tontolo aorinao ho an'ny taranaka ho avy.Resaka momba ny feminisma, ny maha-vehivavy, ary ny fitadiavana ny lalanao manokana mankany amin'ny rariny sy hitsiny ity episode ity.Mazotoa mihaino o!

NOW PLAYING

Episode # 15 : Izaho ve "feministe" ?

0:00 42:48

No transcript for this episode yet

We transcribe on demand. Request one and we'll notify you when it's ready — usually under 10 minutes.

No similar episodes found.

No similar podcasts found.

Frequently Asked Questions

How long is this episode of AriraVavy?

This episode is 42 minutes long.

When was this AriraVavy episode published?

This episode was published on August 5, 2025.

What is this episode about?

Amin'ity fizarana manokana ity dia horesahantsika ny antony mahatonga ny vehivavy maro—na dia ireo mino ny fitovian-jon'ny lahy sy ny vavy aza—no misalasala ny miantso ny tenany ho feministe. Hiresaka ny antony mahatonga izay fisalasalana manodidina...

Can I download this AriraVavy episode?

Yes, you can download this episode by clicking the download button on the episode player, or subscribe to the podcast in your preferred podcast app for automatic downloads.
URL copied to clipboard!