Skip to content
Episode # 16 : Fizarana faharoa - Ankoatry ny vola : inona no hamaritana ny fahombiazan'ny zanantsika ?  episode artwork

EPISODE · Aug 12, 2025 · 33 MIN

Episode # 16 : Fizarana faharoa - Ankoatry ny vola : inona no hamaritana ny fahombiazan'ny zanantsika ?

from AriraVavy · host Rasoa

Misaotra anareo niverina teto amin'ny lohahevitra mikasika ny fomba entina andrefesana ny fahombiazan’ny zanantsika ankoatry ny vola, izay andinihantsika ny tena dikan'ny hoe mahomby amin'ny fiainana ny zanatsika. Tamin'ny farany, dia niresaka momba ny hoe tsy ampy ho famantarana ny fahombiazana fotsiny ny vola ary nahoana no ilaina ny mitaiza zanaka izay miroborobo amin'ny fomba hafa ankoatry ny fananana vola. Amin'ity herinandro ity, dia handinika fototry ny fahombiazana iray isika: ny fahasalamana ara-pihetseham-po sy ara-tsaina. Mba hanampiana ny zanakao hiatrika ny fiainana ary tsy ho very, dia ilainy ny manao ireto zavatra efatra ireto: Mampivelatra ny fahaizana mahafantatra sy mandrindra ny fihetseham-pony: Tsy tokony hilaza fotsiny hoe "aza mitomany" fa ampianaro izy ireo fomba ahafantarany ny zava-mitranga ao anatiny. Manangana faharetana sy toe-tsaina mihabo: Rehefa solafaka amin'ny fiainana izy ireo dia mila mahalala fa afaka mitraka hatrany. Mampiroborobo ny fahatsiarovan-tena sy ny hasiny: Tokony ho fantatry ny ankizy fa sarobidy izy ireo na dia amin'ny maha izy azy fotsiny aza. Mamboly fanana tanjona sy dikany eo amin’ny fiainana: Rehefa tia biby, ohatra, ny zanakao dia ampifandraiso amin'ny asa an-tsitrapo any amin'ny toeram-pialofana . Tadidio fa tsy zavatra vita ao anatin'ny herinandro izany. Ny zanakao dia mijery ny fomba hiatrehanao ny fiainanao. Raha hitany fa mahay mandrindra ny fihetseham-ponao amin'ny fahatsiarovan-tena sy fangorahana ianao, dia hianatra hanao toy izany koa izy ireo. Mihainoa finaritra ary e!

Episode metadata supplied by the publisher feed · Published Aug 12, 2025

Embed this episode

Ready to play

Episode # 16 : Fizarana faharoa - Ankoatry ny vola : inona no hamaritana ny fahombiazan'ny zanantsika ?

0:00 33:10

No transcript for this episode yet

We transcribe on demand. Request one and we'll notify you when it's ready — usually under 10 minutes.

No similar episodes found.

No similar podcasts found.

Frequently Asked Questions

How long is this episode of AriraVavy?

This episode is 33 minutes long.

When was this AriraVavy episode published?

This episode was published on August 12, 2025.

Can I download this AriraVavy episode?

Yes. Use the download control on the episode player to save the publisher-provided media file.
URL copied to clipboard!