EPISODE · Apr 1, 2025 · 1H 11M
S 1 : Ep # 2 : Fikarakarana tena ho an’ny vehivavy 20 - 29 taona / Bien-être pour les femmes entre 20 et 29 ans
from AriraVavy · host Rasoa
MG : Ao anatin’'ity fizarana vaovao ity dia hijery ny fomba fikarakarana tena ho antsika vehivavy 20 ka hatramin’ny 29 taona isika. Hojerena ireo paikady azo ampiharina hanomezana lanja bebe kokoa ny fiarovan-tena manoloana ny tsindry amin’ny asa, ny ahiahy ara-bola, ary ny fifandraisana amin’ny hafa. Mihainoa finaritra ary o! FR: Dans ce nouvel épisode, nous allons aborder la manière de prendre soin de nous, en tant que femmes de 20 à 29 ans. Nous examinerons des stratégies pratiques pour accorder plus d'importance à notre bien-être et mieux nous préserver face à la pression au travail, aux soucis financiers et à nos relations avec les autres. Bonne écoute !
Embed this episode
NOW PLAYING
S 1 : Ep # 2 : Fikarakarana tena ho an’ny vehivavy 20 - 29 taona / Bien-être pour les femmes entre 20 et 29 ans
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.
Similar Podcasts
No similar podcasts found.