EPISODE · Jul 19, 2023 · 45 MIN
Farahlonewolfe - Mpitondra Moto
from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera
Podcast Anay Mitsam - Episode 11 - Farahlonewolfe Sarotra ve ny fiainan'ny vehivavy mahaleo tena any Madagasikara? Ary mety ho vitsy ny vehivavy Malagasy izay afaka miteny hoe anisan'ny fialam-boly tiany ny mitondra moto, fa anisany tsara mihitsy i Farah. Izy no olona tia mandehandeha mitondra moto eraky ny Madagasikara mahita ny fiainam-pirenena. Hita taratra amin'ny tatoazy ny traikefa nandalovany, ka raha tafahoana amin'azy dia ho tantarainy aminao. Izay fa dia mazotoa mihaino sy mijery e! Farahlonewolf: https://www.instagram.com/farah_lone_wolf/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Embed this episode
NOW PLAYING
Farahlonewolfe - Mpitondra Moto
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.