Geoffrey Gaspard - Malagasy Filmmaker episode artwork

EPISODE · Jun 5, 2023 · 39 MIN

Geoffrey Gaspard - Malagasy Filmmaker

from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera

Podcast Anay Mitsam - Episode 7 - Geoffrey Gaspard Fanamarihana: Ho anareo izay te hianatra teny anglisy (na ho an'izay efa mispeak be), natao tamin'ny teny anglisy ity episode iray ity. Raha resaka sarimihetsika dia efa malaza be Madagasikara, fa saingy tsy misy malagasy na iray aza anatin'ny dessin animé iny. Soa ihany fa misy an'i Geoffrey Gaspard izay mpanao sarimihetsika mampiseho Madagasikara sy ny mponiny amin'ny tena izy. Resaka arabe maha-ela voyage, ny documentaire efa nataony, ny fitiavany an'ireo kolotsaina Malagasy, sy ny kodry. Geoffrey: ⁠https://www.instagram.com/geoffrey_gaspard/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/

Episode metadata supplied by the publisher feed · Published Jun 5, 2023

Embed this episode

NOW PLAYING

Geoffrey Gaspard - Malagasy Filmmaker

0:00 39:59

No transcript for this episode yet

We transcribe on demand. Request one and we'll notify you when it's ready — usually under 10 minutes.

No similar episodes found.

Frequently Asked Questions

How long is this episode of Vazaha Miteny Gasy?

This episode is 39 minutes long.

When was this Vazaha Miteny Gasy episode published?

This episode was published on June 5, 2023.

Can I download this Vazaha Miteny Gasy episode?

Yes. Use the download control on the episode player to save the publisher-provided media file.
URL copied to clipboard!