EPISODE · Nov 6, 2023 · 48 MIN
Hypemada - Hetsika Malagasy any France
from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera
Podcast Anay Mitsam - Episode 22 - Hypemada Ny Hypemada dia vondrona malaza amin'ny fanomanana hetsika any Frantsa ho an'ny tanora Malagasy. Ireo hetsika ireo dia tsy ny zava-niseho mahazatra amin'ny "kolontsaina malagasy" taloha, fa saingy mitondra ny maha-Malagasy ho an'ny tanora ankehitriny. Miasa mafy izy ireo amin’ny fanomezana lanja ny kolontsaina ho an’ireo Malagasy nifindra monina na teraka any Frantsa. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Hypemada Instagram: https://www.instagram.com/hypemada/ Hypemada Facebook: https://www.facebook.com/hypemada SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Embed this episode
NOW PLAYING
Hypemada - Hetsika Malagasy any France
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.