EPISODE · Dec 29, 2023 · 37 MIN
Jardin Musical - Choral
from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera
Podcast Anay Mitsam - Episode 27 - Jardin Musical Marina ilay hoe "ny hazo tokana tsy mba ala," ary ampiana hoe "ny feo tokana tsy mba choral." Soa ihany anefa fa tsy feo tokana no anatin'ilay choral antsoina hoe Jardin Musical fa tena amboarampeo arabakiteny ao Antananarivo. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Jardin Muscial: https://www.facebook.com/jardinmusicalmada SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Embed this episode
NOW PLAYING
Jardin Musical - Choral
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.