EPISODE · Jun 23, 2023 · 1H 3M
JD Rand - Mpitainga Trottinette Professionnel
from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera
Podcast Anay Mitsam - Episode 9 - JD Rand Mafy izany fiainan'ny mpanao sports extrêmes izany fa tsy maintsy miatrika risque be amin'ny fiainana andavanandro. Saingy fitiavana be an'ilay sport koa ilay izy araky ny hevitr'i JD Rand izay mpitainga trottinette professionnel. Resadresaka milamina izy ity miaraka amin'azy dia mazotoa mihaino sy mijery e! JD Rand: https://www.instagram.com/jdrand_/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Embed this episode
NOW PLAYING
JD Rand - Mpitainga Trottinette Professionnel
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.