EPISODE · Dec 22, 2023 · 54 MIN
Kevin Deris - Réalisateur
from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera
Podcast Anay Mitsam - Episode 26 - Kevin Deris Ny olon-drehetra dia samy tia sarimihetsika daholo, saingy matetika vitsy no tena mieritretritra momba ny asa ilaina amin'ny famokarana ireo sarimihetsika ireo. Mivahiny amin'ilay podcast androany i Kevin (izay réalisateur na talen'ny sarimihetsika) hanampy amin'ny fanazavana ny zavatra ilaina amin'ny fanaovana sarimihetsika, ary koa ny nahatonga azy ho amin'izao toerana misy azy izao. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Kevin Deris: https://www.facebook.com/Kevinderisdirector/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Embed this episode
NOW PLAYING
Kevin Deris - Réalisateur
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.