EPISODE · Oct 16, 2023 · 54 MIN
Mamy Ranto - Mpanao Sarimihetiska
from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera
Podcast Anay Mitsam - Episode 20 - Mamy Ranto Mpanamboatra sarimihetsika izy, mpilalao sarimihetsika, ary ambonin'ny zava-drehetra, mirehareha amin'ny asany izy. Tian'i Mamy Ranto ny sanganasany ary mientanentana amin'ny fandrosoan'ny tontolon'ny sinema malagasy. Ny horonan-tsarimihetsika farany navaokany, "Tafita", dia mampiseho an'ilay hoe efa tonga hatraiza izy. Mazotoa mihaino sy mijery ary é! Craft Film Madagascar: https://www.facebook.com/craftFilmMdg SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Embed this episode
NOW PLAYING
Mamy Ranto - Mpanao Sarimihetiska
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.