EPISODE · Sep 13, 2023 · 48 MIN
Prisca Michelle - Mpanao Makiazy
from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera
Podcast Anay Mitsam - Episode 17 - Prisca Michelle Ny makiazy dia lasa tena fiainana andavanandro ho an'ny maro manerana izao tontolo izao. Tsy nampoizin’i Prisca Michelle indray andro any fa ho lasa mpanao makiazy, fa noho ny fahafoizan-tenany sy ny fahaizany, dia nahita fahafahana hanohy ny asany any ivelany izy. Nianatra fahaiza-manao maro izy teny an-dalana izay nanampy azy ho lasa mpandraharaha tsy miankina fa mitoka-tena. Prisca Michelle: https://www.instagram.com/prisca_michelle SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Embed this episode
NOW PLAYING
Prisca Michelle - Mpanao Makiazy
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.