EPISODE · Jan 11, 2025 · 32 MIN
S03E02 - Fiovana
from Ilay Podcast · host Ilay Podcast - Sambatra RAMANANDRAY - Marina HARAN
Rehefa voalohan'ny taona tahaka izao dia miandrandra fiovana daholo isika. Maniry fiovana, mangetaheta fiovana. Ny fiovana anefa dia miainga amintsika aloha mba hampisy fanovana : Fiovan'ny toetsaina, Fiovan'ny toepo (sentiments), Fiovan'ny vatana - sns "Le changement est la seule constante" Tsy afa-bela amin'ny fiovana isika, fa ny anjarantsika dia ny manova ireo voalaza eo ambony ireo, manova fomba famindra. Tsy afaka handeha tsisy kiraro amin'ny ranomandry, fa anjarantsika no manao kiraro mafana. Tsy afaka hanala hetaheta raha tsy mampiditra ny rano ao am-bava, maka ny rano eny an-doharano ... Mila ezaka amintsika tsirairay avy izay fiovana izay, ary misy ireo sakana tsy ahafahantsika manao izany ... Izay indray no lohahevitra horesahantsika ato anatin'ity episode ity. Mihainoa finaritra ary !
What this episode covers

NOW PLAYING
S03E02 - Fiovana
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
Mar 26, 2026 ·1m
Jan 2, 2026 ·47m
Dec 21, 2025 ·46m