EPISODE · Jan 28, 2025 · 27 MIN
S03E03 - Fanantenana
from Ilay Podcast · host Ilay Podcast - Sambatra RAMANANDRAY - Marina HARAN
🙌🏽 "L'espoir fait vivre" - "Mamelona ny fanantenana". Izany lohahevitra izany indray no horesahantsika androany. Toa misy manatsatso mantsy fa hoe ho an'ny "imbécile" 😬 ihany izany teny izany; mamelona ireo "vendrana "ihany fotsiny marina ve ny fanantenana? Aminay dia mamelona 😃 ny fanantenana satria mitondra hery ✊🏽 sy toky ho amin'ny ho avy fa ho tsara ary hotanteraka ireo faniriana. 🏆 Efa niresaka ny finoana isika, izay antoka mampisy fanantenana ihany koa . Mifampiankina ny finoana sy fanantenana ary hery lehibe entina mandroso amin'ny fiainana. ☀️ Manasa anao ary hiaino indray ity épisode ity !
What this episode covers

NOW PLAYING
S03E03 - Fanantenana
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
Mar 26, 2026 ·1m
Jan 2, 2026 ·47m
Dec 21, 2025 ·46m