EPISODE · Mar 18, 2025 · 35 MIN
S 1 : Ep # 1 : Ny maha zava-dehibe ny fikarakarana tena / L'importance du bien-être
from AriraVavy · host Rasoa
MG: Amin'ity episode laharana voalohany ity dia mizara ny nahatonga ahy ho tonga saina fa ireo fotoana kely fikarakarana tena andavanandro no anisany nampiova ny fiainako. Hojerena ihany koa ireo sakana mahatonga antsika vehivavy tsy mametraka ny fikarakarana tena ho laharam-pahamehana eo amin’ny fiainana andavanandro. Ary ho faranantsika amin’ireo paikady tsotra sy mahomby entina hikarakarana ny tenantsika. Mazotoa mihaino ary o ! FR: Dans ce tout premier épisode, je partage avec vous ce qui m'a fait réaliser que ces petits moments au quotidien pour prendre soin de soi font partie des choses qui ont changé ma vie. Nous examinerons également les obstacles qui font que nous, les femmes, ne mettons pas le fait de prendre soin de nous au centre de nos priorités dans la vie de tous les jours. Et nous terminerons par des stratégies simples et efficaces pour prendre soin de nous-mêmes. Bonne écoute !
Embed this episode
Ready to play
S 1 : Ep # 1 : Ny maha zava-dehibe ny fikarakarana tena / L'importance du bien-être
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.
Similar Podcasts
No similar podcasts found.