Saison 2 : Episode # 10 : Mivoady ny ho tia tena  episode artwork

EPISODE · Jan 6, 2026 · 32 MIN

Saison 2 : Episode # 10 : Mivoady ny ho tia tena

from AriraVavy · host Rasoa

Amin'ity fizarana voalohany amin'ity taona vaovao ity dia hiresaka lohahevitra somary lalina isika: ny fitiavan-tena, izay miainga avy amin'ny bokin'i Kamal Ravikant sy ny tantarako manokana.Mizara ny ady noentiko hatramin'ny fahazazako aho: tena nankahala ny vatako satria nolazain'ny reniko fa "matavy" aho, be molotra, ary boribory tava "ohatry ny volana". Noho izany, dia niezaka mafy aho nanao "Zazavavy Tsara" (Good Girl) nihezaka ho tonga lafatra tamin'ny fianarana sy ny fitondran-tena satria nino aho hoe mila "miasa" vao mahazo ny fitiavan'ny ray aman-dreny.Miresaka momba ny fahasamihafana misy eo amin'ny fitaizana zazalahy sy zazavavy ihany koa aho amin'ity fandaharana vaovao ity: ny zazalahy matetika dia omena toky sy tiana amin'izay maha-izy azy izy, fa ny zazavavy kosa dia tsikeraina foana mba ho tonga lafatra.Ny tanjona anio dia ny hianarana mitia ny tenantsika amin'ny fomba marina, tsy miandry hoe "tonga lafatra" , mba hahafahantsika mampita izany fahatokisan-tena izany amin'ny zanatsika vavy. Mihainoa finaritra ary !

NOW PLAYING

Saison 2 : Episode # 10 : Mivoady ny ho tia tena

0:00 32:00

No transcript for this episode yet

We transcribe on demand. Request one and we'll notify you when it's ready — usually under 10 minutes.

No similar episodes found.

No similar podcasts found.

Frequently Asked Questions

How long is this episode of AriraVavy?

This episode is 32 minutes long.

When was this AriraVavy episode published?

This episode was published on January 6, 2026.

What is this episode about?

Amin'ity fizarana voalohany amin'ity taona vaovao ity dia hiresaka lohahevitra somary lalina isika: ny fitiavan-tena, izay miainga avy amin'ny bokin'i Kamal Ravikant sy ny tantarako manokana.Mizara ny ady noentiko hatramin'ny fahazazako aho: tena...

Can I download this AriraVavy episode?

Yes, you can download this episode by clicking the download button on the episode player, or subscribe to the podcast in your preferred podcast app for automatic downloads.
URL copied to clipboard!