EPISODE · Nov 15, 2023 · 47 MIN
Tinka - Créateur de Contenu
from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera
Podcast Anay Mitsam - Episode 23 - Tinka Fanamarihana: Natao tamin'ny teny Frantsay ity episode iray ity. Tsy mitsaha-mitombo isan-taona ny fidiran’i Madagasikara maneran-tany. Afaka manamarina izany i Tinka (na Tatiana), mpamorona contenu malaza manana mpanaraka maherin'ny 250 mille ao amin'ny Instagram. Androany isika dia mibanjina ny traikefa tsy manam-paharoa niainany. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Tinka: https://www.instagram.com/tinka/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Embed this episode
NOW PLAYING
Tinka - Créateur de Contenu
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.