EPISODE · Jul 7, 2023 · 48 MIN
Toni Rasoamiaramanana - Mpaka Sarin'i Andry Rajoelina
from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera
Podcast Anay Mitsam - Episode 10 - Toni Rasoamiaramanana Asa matotra ny miara-miasa amin'ny filoham-pirenena (sao dia ataonao "Dia ahoana Andry é" eo an...). Soa ihany izany fa i Toni Rasoamiaramanana no sahady matotra no tena miasa mafy amin'ny maha-mpaka sary an'azy. Na any Inde izy no maka sary amin'ny mariazy, na any Etazonia izy no maka sary any amin'ny birao oval, ny kalitao an'ilay sary no banjinina. Resaka asa, toe-javatra miseho, sy fiainana miaraka amin'ny Président ny androany. Mazotoa mihaino sy mijery é! Toni Rasoamiaramanana: https://www.instagram.com/toni_rasoamiaramanana/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Embed this episode
NOW PLAYING
Toni Rasoamiaramanana - Mpaka Sarin'i Andry Rajoelina
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.