EPISODE · Sep 4, 2023 · 1H 1M
Yaël - Marine Corps (Miaramila)
from Vazaha Miteny Gasy · host Payton Hansen, Austin Bergera
Podcast Anay Mitsam - Episode 16 - Yael Ny Marine Corps any Etazonia dia fantatra ho iray amin'ireo fikambanana miaramila henjana indrindra eran-tany. Angamba izay no nahasarika an'i Yaël hisoratra anarana handray anjara amin'izany. “Marina” zato isan-jato izy ankehitriny ary iainany avokoa ny traikefa sy ny sedra rehetra aterak’izany. Mahafinaritra ny miresaka aminy, fa dia ndao ary mijery sy mihaino an'ilay podcast androany! Yaël: https://www.facebook.com/iyaelmorgan SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Embed this episode
NOW PLAYING
Yaël - Marine Corps (Miaramila)
No transcript for this episode yet
Similar Episodes
No similar episodes found.